You are here: home > Vetso

Rohin'ny tsiahy. - Ikalamako

Azo vakiana?

Fa matetitetika aho no mandalo ao “an-tranony”
Te-hahita ny endrikao voasokitra eny aminy,
Ilay fitsikinao misoritra amin’ny tavany,
Ilay anaranao lovainy sy tiaviny.

Mandrohy tsy mamela ny tsiahin’ny fahiny.
Ireo taona maro zay nanginana,
...tsia, tsy ifanomezan-tsiny


15 aprily 2010

Hametraka hevitra

Midira aloha