You are here: home > Vetso

Saingy - Ikalamako

Nateliko ilay rano
Masiakan'alikaola.
Mafana ny atiko any
Main'ny te hisaona.

Fa ny alaheloko
Tsy lefin'iny akory,
Ny foko efa fefika
Mbola he mamolivoly.



(31 aogositra 2015)

Sokajy : fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha