Noely - Joh
Azo vakiana?
Andro iray tena sarobidy fa ho tantaraiko anao
Andro famonjena ny olona rehetra indrindra izaho sy ianao
Matin'ota mantsy izao tontolo izao sy ny mponina eo aminy
Ka tsy misy famonjena azo antenaina hanasitrana ny taniny
Izay no nahatonga ny andro ny noely
Teo no nihavian'i Jesosy ho zazakely
Izy no voatendry hanavotra ny tany
Noho ny haratsiany sy ny fahotany
Ny Noely mantsy no niandohan'ny famonjena antsika
Jesosy no hamafa ny ota sy ny ditra
Izay no hahatsiarovana ny andro ny noely
Satria teo no niandoha ny famonjena hafakely
Sokajy :
Fety
Mombamomba
Mpanoratra : Joh
Nampiditra : LepetitbeauDaty : 02/12/2005
Mpamangy : 3922
Mankafy : 4
Tononkalo hafa
NY FITIAVANTSIKA ROATIA2005
Tiana
Neny o!
Tsy hahasaraka ahy
Ry tiako
Ry taniko!
Ny sigara
Ratram-pitia
Kanto