You are here: home > Vetso

TIA ANAO AHO - JOHARY J

messageAo anatiko ao izay olona iray izay
ao anatiko ao ianao
ao anatiko ao 'lay ririnina
misy hafanana
ao anatiko ao Malala

F'indry raha matahotra
izaho tsy mba sasa-miandry
f'indry raha tsy mino
izaho aza adino

Tia anao aho, tena tia tena tia
tena tia, tia anao aho tena tia

Ao anatiko ao ilay endrikao
kanto indrindra
ao anatiko ao Diamondra

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

endrika01 (23/05/2008 13:26:10)

fitiavana marina!

zemjos (16/09/2013 19:19:02)

Misaotra anao, io tononkalo dia tena tononkalo manambara fitiavana marina tsy misy tambiny

Hametraka hevitra

Midira aloha