ity hadalako (MADAÏES(danny))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Saikitra aho te hilaza ,fa ny hevitro rehetra ,
de saIka hevi-jaza.
ny foko no miteny,
izy no mibaiko ,
ny vokany dia fery .
nanaiky ampahendrena;
nanaiky tsy sorena,
E! solafaka ny tena
mpanoratra . MD .220.406
Ho an'i GASITSARA .
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo