LAINGALAINGA (Mbola tsy fantatra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nanentana finoana
nanilo fandresena
ireo laingalainga kely
nasesikao tanatiko
ka nahatonga ahy hiroana
hizioga "manantena
hisantatra anjely"
hatreo am-para hatoko

Hay moa ka laingalainga
nentina hanadala
ny fiainako efa tony
ireny tafanao
Kanefa laingalainga
tiako indrindra re ry lala
ka mbola halaiko rony
ilay hoe : "TIAKO IANAO!"

Andon' Ny Aina
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
217 0
Hevitra mandeha
zoukimi ( 10/11/2008 23:19)
http://manafo-safo.over-blog.com
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mbola tsy fantatra
Nampiditra : zoukimi
Daty : 08/11/2008 18:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147