Indray mandeha ihany. (Mbola tsy fantatra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Araraotiko ny fisiako an-tany,
Fa izaho indray ihany no afa-miaina,
Hezahahiko ny tsy hisiana tomany,,
Kendreko mihintsy mba tsy hisy taraina,
Raha azoko atao...
Fa izaho,na ianao,
Indray mandeha ihany
No miaina eto an-tany,
Ny androko sisa,hanaovako soa,
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
210 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mbola tsy fantatra
Nampiditra : mikanto01
Daty : 04/10/2014 18:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147