You are here: home > Vetso

ATOLOTRA HO ANAO - Miarantsoa Anicet

Azo vakiana?

Ho an' ilay Malala!
Ho an'izay Fiononana!
Tsy atolotra ho anao:
Amboaram- boninkazo.
na amboaran- tononkalo
Sy vony iray fehezana .
Tsy hira , vazovazon'ny
Ny volana "Adalo"
Tsy misy fanomezana ...
Na zavatra atolotra.
Tsy hanoroka ny molotra .
Tsy handray anao ny tanana .
Tsy hiarahaba akory .
O! lavitra ahy ilay namana .
Sorena aho te hatory .
     MIARANTSOA ANICET

Sokajy : Alahelo

Hevitra mandeha

fiaritiana (17/06/2006 20:12:16)

Misaotra indrindra anao Miarantsoa!
fiaritiana