You are here: home > Vetso

Efa sitrana e ! - Miarantsoa Anicet

Azo vakiana?

Tsy manonofy intsony aho !
Mivavaka aho amin' ny alina
Dia ampian' ny Andriamanitro.
Sady ....
Lany ritra ny tantarany ;
Farany izy farany
Lany vetsovetso .
Efa trotraky ny sento.
               MIARANTSOA ANICET

Sokajy : Alahelo