Ny Masoandro - Nantto
Azo vakiana?
ny masoandro tokana an-tany
tsy hananan-droa ka tena soa
manome hafanana ary koa hazavana
mipaka ami-tany ary isam-baravarana
tsy manavaka izy fa mapiavana
tsy mandrava fa mandrary
tsy manoha fa manoro
mandravona ny tontolo
Mampitsiry, mampivoitra
mampaniry ny tsy te hivoatra
manala ny hakamoana
mamoha ny famoloana
Made by Henintsoa Mirija RAZANADRABE
Mombamomba
Mpanoratra : Nantto

Nampiditra : nantto
Daty : 20/03/2014
Mpamangy : 1419
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
AmitiƩ amoureuseRy Zanako vavy
Ny teny
Remembering
Malalan'i Setry
Ny Ankohonako
Fanorenana
Ny ho avy
Dindona
Change