LASA IANAO (tohiny) (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
...2/2

Ny tenako dia kivy
Ny lalako aza tsy izy
Fa lasa antsana mandratra
Ary koa feno latsa
Nefa dia mizaka ny eto antany
Dia mikiry mamafa ilay tomany
Fa ianao tsy afa-mandaha
Te anaraka aho fa tsy sahy
Dia mionona tsy fidiny
Dia mizaka izany ngidiny
Fa raha mba velona ianao dia tsy nisy fahoriana
Raha tsy lasa mantsy ianao dia nataoko fiangotiana

MIKALO F'tia Nat'urel
tamin ny 01/07/15

*(amin ny lasa ianao 1/2):anarana novana
Tononkalo nasaina tovovavy nosoratako fa nodimandry ny olo-tiany.Mirary fitoniana ho azy.
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
1235 0
Hevitra mandeha
Mikalofitia ( 05/07/2015 02:29)
Mirary fiononana ho azy izay ny tenako satria mafy tokoa izany nilaozan olotiana izany.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : Mikalofitia
Daty : 05/07/2015 02:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146