Tiako ianao (Nisainana RAFETRARIVO)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa ianao no notiaviko
Dia hajaiko mandramaty
Ny hafa laviko,F'efa anao no ato anaty

Ho iray,ho mandramaty
Tsy ho rava,tsy ho faty
Mandrakizay doria
Tsy anampetra ilay fitia


Tiko ianao,tsy sanatria rediredy ambava izany
Tiko ianao,tsy haiko hazavaina,fa ianao ihany

_Zoma 30 Déc 2022_Nisainana
--------
Rohy:
742 2
Mpakafy: maizina max - NISAINANA
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nisainana RAFETRARIVO
Nampiditra : NISAINANA
Daty : 30/12/2022 15:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162