ZAVATRY NY TANY (Ny Afy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny zavatry ny tany,
no atao indray milaza
dia mora levona ihany
hatramin'ny mafy indrindra aza.

raha ny zavatry ny tany ,
no andeha asian_teny
dia fadio ,tsy faka_mamy
satria mielina ireny.

fa ny zavatry ny tany,
dia tsy mitondra fiadanana
ka mety hiteraka tomany,
hoan'ireo 'zay te hanana.

fa raha ny tena zavatsoa,
no tianao hoe kasaina
dia katsaho aloha ny ao ambony
fa ho azonao 'zay ilaina.

Ny Afy t@ 07_12_16
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
655 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Afy
Nampiditra : javi_wise
Daty : 18/09/2018 14:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146