Tody (Ny Alimbetso Soa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry tody!aza manantona ahy
sao voaantsoko tsinahy
tiako izy k'anefa..
tsy ilaina ianao hiantefa
aza omena tsiny, izaho
fa ny foko mitalaho
hirario izy ho tafita
ary ny tenako
hanadino ireo vita
ny jiogako..
eto manalavitra ahy
izato ratram-panahy

NAS 13/04/99 20h (MA)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1085 0
Hevitra mandeha
Zozoro ( 08/01/2009 21:19)
Antenao ny fiavin'ny maraina.

Zozoro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Alimbetso Soa
Nampiditra : rentimpanahy
Daty : 08/01/2009 11:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147