Hendre tsara (ny eja)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hendre tsara!
ilay teny kely izay nomena
mba hitandro fahendrena
avy amin'ilay malalako any
indro lasa teny mamy!

ilay teny kely izay nomena
mba hitandro fahendrena
nisy akony ato anaty
niredareda tsy mba maty

hendry tsara aho fa aza manahy !
Ny Eja (2003)
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
2429 4
Mpakafy: booboo - iharantsoa - lagy - nyeja
Hevitra mandeha
Andrianina87 ( 18/07/2012 12:48)
Misaotra tamin'ilay teny kely nomena
nampitombo ny fahendrena
nanatsara ny fitiavana
Misaotra indrindra re rahavana




Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121