Iny Olo- tiako iny... (ny eja)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny Olo tiako iny...

Andriamanitra รด,
Iny olo tiako iny...
mba tahio koa any,
Ka ilay vavaka iriny
ho tanteraka hatrany!
ombao izay ataony, mba tsy hisy tsiny
Dia topazo maso ireo hava-tiany
Ny ampitso sy ny ho aviny,
Rakofanao ny soa,
Fa na ny tsikiko aza,
Foiko ho azy koa!.
Ny Eja (2004)
--------
Rohy:
3558 5
Hevitra mandeha
tide ( 12/11/2004 00:59)
Raha ny teny aho tao @ tononkalo-nao anakiray fa hazard ny fitiavana dia mazava ho azy eto fa na inona no ataontsinka olombelona eo amin'izay fikasntsika dia tsy ho aharitra mihintsy,satria fikasana ny ao antsintsika fa aza hadino mandrakariva ny hoe hiraka ny Ray ao ambony isika ka raha tsy izy no manao ny tiantsika atao dia sarotsarotra ihany no hanatanteraka izany,ka ny tanora no tiako lazaina eto amin'ny filalaovana ity resaka fitiavana ity ,tadidio ihany koa fa anisany zavatra sarotra teo @ Malagasy ny fitiavana,ka raha misy ny fikasana sy ny fanatanterahana izy io eo @ fianakaviana roan-tonta dia ny Ray ao ambony sy ny razana na tsaroana alohany zavatra rehetra,ka miombokevitra @nao aho sakaiza nyeja ,raha vao nanomboka ny tononkalonao dia ny nahary antsika no tsaroanao voalohany,izay ianao vao nitanisa ny olon-tianao,ary nangataka ny soa rehetra hantanterahanao ny fitiavana ho any olon-tianao izay!bisou!!!
tide ( 12/11/2004 01:01)

robin ( 02/01/2007 10:02)
Misaotra manonona ny vavaka sahaza
nyeja ( 26/03/2007 17:01)
Misaotra ry Tide a
Ny Eja
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141