You are here: home > Vetso

Nofiko hono ... - ny eja

Azo vakiana?

Nanonofy aho,
Nofy hafahafa
Isika roa hono
Niresaka nitafa
Naharitra ela be ...

Dia nanonofy aho
Nofy tsy voazavako
Ny olana dia izao
Tanaty lahateny
No nihaonantsika
Kanefa aho dia nahita
Ilay endrikao  mitsiky
Mahagaga iky...


Ny Eja 2007

Hevitra mandeha

Ryana (26/03/2007 19:37:41)

Mankasitraka, hatrany!
Ryana

nyeja (31/03/2007 10:15:17)

misaotra akia riana a faly aho !

miela (13/04/2007 00:39:45)

tena ao aminao le kanto e! kolokoloy hatrany fa mankafy foana izahay e!

nyeja (03/07/2007 18:00:52)

misaotra akia a

Nyavorakoto (27/08/2014 13:18:22)

tiako be le asa soratrao

Hametraka hevitra

Midira aloha