You are here: home > Vetso

Voninkazo - ny eja

Azo vakiana?

VONINKAZO,

Voninkazo , ...

sotra nefa kanto,
mamony vao  maraina
mamelombelona aina
voninkazo ,
ilay fotsy  fahadiovana
lokon'ny fahatsorana
sahaza ny  safidiko
ka raisiko  ho  adidiko
Ny  miarahaba anao,  amin'ny  anarany
manoroka anao  amin'ny  al├álany  .

Ny  Eja  17/02/2004

Sokajy : Tontolo iainana

Hevitra mandeha

nyeja (30/08/2004 09:43:13)

tsotra nefa kanto ilay voninkazo fa misy diso kely ka dia anaovana azafady an

rhina (12/09/2009 17:10:25)

raha vao namaky an'io a d tadidiko entona ny vonikazo pika fotsy izay tena mba vonikazo tian'ny raiko ......

Hametraka hevitra

Midira aloha