Afatra hoan'ny Ray Rehetra II (Rabarison Roberto Stephan)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
2 - Hoan'ireo Ray pamono vady

Ny erisetra izay natao
Moa ve mba fantatrao ?
Mety eo ihany izy miafy
Ireo vono izay tsy tanty

Ianao ve mba manana anabavy?
Dia aza vonoina ireo vehivavy
Eny! Fanaka malemy izy ireny
Ka aza mba vonoina toy ireny

Kolokoloy sy aza mba ratsaina
Aza ampijalina, aza avela hitaraina
Fa omeo fitiavana , ataovy sambatra
Hoe ianao ilay vady endry sy miavaka

Dia ho sambatra ianareo
Ho sambatra tsy misy tomika
Dia hiaina fiainam-baovao avy eo
Ilay fiainana toy ny paradisa

Rabarison Roberto Stéphane✍️
--------
Rohy:
130 1
Mpakafy: Naje
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rabarison Roberto Stephan
Nampiditra : Roberto2001
Daty : 13/06/2024 10:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141