MISY VE? (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy ve! ety an-tany,
hafaliam-be tsy voafetra!
tsy mety ritra sy tsy lany,
fa mijanona eto sy mitoetra!

Entiny ny teny mampifaly!
ho ety an-tany izao,
teny mampifaly;
apetrany,atolony anao!

Raiso ary izany!
hafaliana ho anao atolony,
tsy ho hety lany,
hanasondriana anao izay no tolony!
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
988 1
Mpakafy: zonytsiahy
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156