Mitaky fitsaharana (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry fasana toa zohy!
Ny antsoko henoy!
Avoahay tao ilay olon-tiako!
______________________
Ry tsilo manoloana tsy tazako akory,
Ry raozy mba esory!
Hanamaivana ny fahoriako!
______________________
Ry vorona kaloy,
Ry Tsiahy mba vetsoy,
Ny tononkalonao hanofisako hasambarana.
_______________________
Ry havako diniho,
Ny antsoko valio:
Angalako fitsaharana.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
834 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146