Voninkazo (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay fitiavana anao ato am-poko,
izay tsy hihofo,tsy hiova loko,
na andro maina tsy halazo,
kolokoloina satria voninkazo!

Voninkazom-pifaliana,
izany ilay izy r'ilay tiana!
tsy hamidy tsy atakalo,
sarobidy hitoetra fa tsy handalo!

Tsy mba ho faty,
na sanatria,ho karakaina
tondrahako hatrany anaty,
ilay voninkazo tsy hay tohaina!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1100 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149