Tsiky (Jeankely Razafimamonjy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tsiky ny ahy no sabatro
Ary hafaliana no ampingako,
Haravoana no fanevako,
Hasambarana no tarigetrako.



(a Elisabet de M)
--------
Rohy:
Sokajy : Fifaliana
1682 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Jeankely Razafimamonjy
Nampiditra : gasyjean
Daty : 17/11/2005 19:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0171