You are here: home > Vetso

HO AN' I NENY (1) - RIJADOLLY

Azo vakiana?

HO AN'I NENY


Zava-tsoa,no atolotro ho an'i Neny
Fo madio,hatramin'ny fiteny
Teny soa,mifangaro zava-mamy
Atolotro,Mandra-pialako eto an-tany


Neny,tiako ianao
Izay tsy afaka ao am-bavako ao
Eny,tononiko toloko
Izay rehetra ato am-poko


Tononkalo iray monja
No atolotro ho anao
Fa fitiavana mafonja
Ny tena mavetra ao

Dolly

Sokajy : Fety, Fitiavana

Hevitra mandeha

endrika01 (25/05/2008 10:21:31)

Hendry ny mahatsiaro ny havesan-danja ny Reny!Bon fête de maman!

hery (27/05/2008 07:50:31)

wé :-)

rijadolly (29/05/2008 15:20:32)

Mankalaza e!:-)