You are here: home > Vetso

TSY AHY FA ANAO - RIJADOLLY

Azo vakiana?



TSY AHY FA ANAO


Indro  ho tanisaiko
Izay rehetra ato an-tsaiko
Raiso ho voninahitrao
Izay araky ny sitrakao



Ezaho ho mendrika
Izay rehetra voatendriko
Fa Hianao no manome
Ny teny ataoko voafehy



Indro ny fitaovaNao
Raiso ka ampiasao
Mba tsy ho sasatra
Hitondra ny hafatra

Dolly (Isaia 50:4)

Sokajy : Fiderana

Hametraka hevitra

Midira aloha