TSY NAMPOIZIKO (Riva)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hay efa niomananyho ny oroky ny molony
no nasolony ny tanany
niniany tsy natolony
hamaly ny arahabako?!
Mba tena tsy nampoiziko!
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/riva-ando-andriamalala/tsy-nampoiziko
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha

hery
(
08/01/2010 22:35)
Mety hoe nanararaotra fotsiny ihany koa? :-)

rivaando
(
11/01/2010 09:08)
ts maninona f met fona e