Tsiahy (Solofomanjato)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tratra hariva am-pihariana.
No mametso irony rotsy...
ka nampomba tsy niniana,
'lay foko miantso nofinofy.
Mba hanakatra ny tsiahy,
Handrafindrafitra ankamehana.
ny tombanao mamihina ahy
Niriko ho tsapa, nefa nielina .
--------
Rohy:
Sokajy : embona
992 2
Mpakafy: benasy - barinesy
Hevitra mandeha
benasy ( 14/01/2009 12:02)
Toa mbola tsaroako ihany ny morontsirak'i Sainte Marie, ilay lafiny manoloana an'eritreritra ny sisin-dranomasin'i Madagasikara iny...
Nony diva hody iny ny masoandro!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Solofomanjato
Nampiditra : benasy
Daty : 07/11/2008 12:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138