VORONA (Solofomanjato)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VORONA



Vorona, hono, aho ka vorona,
Hisidina an-danitra ambony…
Vorona anie aho ka vorona,
Tsy honina an-tany intsony….
Tsy hienjy na hamonjy morona,
F’entanin’ny fo tsy mba tony !
Tsy hipetraka an-tanin’olona
Fa hamonjy ilay mamin’ny fony… !



SOLOFOMANJATO
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana - embona
1183 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Solofomanjato
Nampiditra : benasy
Daty : 09/01/2009 10:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145