INDRAY (Sunny)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ilay tsy tiany indray no lasa anjarany
fa ilay niriany
hitondra ny anarany,
nandefitra any ho any!
ary noho izany raha tsorina aminao
ny zavatra nataony:
nofoiny noho ianao ny izao tontolo izaony
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
983 2
Mpakafy: voniala - Zozoro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Sunny
Nampiditra : voniala
Daty : 08/10/2007 08:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141