You are here: home > Vetso

MANIRY ANAO - Sunny

Azo vakiana?

Maniry ny tiana
ny tanan'ny tia
ka aza valiana
rah'te hiara-dia.

maniry anao
ny fo efa miandry
ka fantaronap
satria tsy tafandry.

maniry ny tiana
ny fo efa tia
ka aza valiana
rah'te hiara-dia

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

ravi (08/12/2009 04:37:43)

tsara ilay fitia
fa tandremo fa mankahy
aza de miraparapa
fa izy io mety handratra

Hametraka hevitra

Midira aloha