mila anao ho nanamana - Sunny
Azo vakiana?
midongy ho anilanao
ny fony tena tia
ka mba sitrakao
de tongava ianao ety!
fa ny any fantatrao
mila namana hizara
zay rehetra maminao
na ny ratsy na ny tsara.
mantsy ianao mitiava
ny fo maniry anao
amin'ny andro mbola lava.
mantsy ianao tongava
anilany eto izao
fa ny fitiavany e! tsy rava!!!
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Sunny
Nampiditra : vonialaDaty : 22/11/2009
Mpamangy : 1411
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tsemboka fitiaRegard croisé
Ny vilia bakoliko
Mon cœur, ton abri
malala a !
Diso hevitra
Dada malala
MANIRY ANAO
NOFIKO AZA HONO
AZAFADY LEITSY