Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIZARA IANAO (Sunny)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mizara ianao nnnmitsikyna dia efa eo imolotrao aza
ny tomany sy ny tsetra
noho ny alahelo avy ao am-po
mizara ianao mitraka
na zogaimpahoriana
sy ny adidy sesehena
anaty ady sarotra
De mizara manantena
mangidy misy mamy
anatin"ny fiainana
ô! mizara ianao mino
na dia ritra fanambinana
mateti-pihavy loatra
De mizara ko tsy mino
fa ianao foana foana
no farahidiny eto
tsy mahita fahasambarana
Ie!!!mizara ka mizara
De ekeo izay anjara
--------
Lien:
Catégorie :
Fampaherezana
Fans:
Zozoro
Commentaires
endrika01
(
11/07/2009 01:06)
Tsy moramora anie e lay mitsiky e :D
endrika01
(
11/07/2009 01:13)
Mino hoe!?Aminy fomba ahoana,raha zay rehetra nokasaina zary tevana hahafaty.Misy angamba mino,fa izaho tsy mba mety mino. 😉
