MIZARA IANAO - Sunny
Azo vakiana?
mizara ianao nnnmitsiky
na dia efa eo imolotrao aza
ny tomany sy ny tsetra
noho ny alahelo avy ao am-po
mizara ianao mitraka
na zogaimpahoriana
sy ny adidy sesehena
anaty ady sarotra
De mizara manantena
mangidy misy mamy
anatin"ny fiainana
ô! mizara ianao mino
na dia ritra fanambinana
mateti-pihavy loatra
De mizara ko tsy mino
fa ianao foana foana
no farahidiny eto
tsy mahita fahasambarana
Ie!!!mizara ka mizara
De ekeo izay anjara
Sokajy :
Fampaherezana
Hevitra mandeha
endrika01 (11/07/2009 01:06:36)
Tsy moramora anie e lay mitsiky e :D
endrika01 (11/07/2009 01:13:48)
Mino hoe!?Aminy fomba ahoana,raha zay rehetra nokasaina zary tevana hahafaty.Misy angamba mino,fa izaho tsy mba mety mino. ;-)
Mombamomba
Mpanoratra : Sunny
Nampiditra : vonialaDaty : 29/10/2008
Mpamangy : 998
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Tsemboka fitiaRegard croisé
Ny vilia bakoliko
Mon cœur, ton abri
malala a !
Diso hevitra
Dada malala
MANIRY ANAO
mila anao ho nanamana
NOFIKO AZA HONO