RY ZANADOMOINA (Sunny)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry zanadomoina fatratra loatra
ny foko te hanidina ho eny aminao,
tsy manana elatra,tsy afa-manoatra,
indrisy,mitsetra ary koa mitalaho.

Ry zanadomoina bikana sy soa
Avia mitoera eto anilako ianao
Fa ianao dia ianao tokoa
No andrasan'ny foko hatramin'izao.

Ryzanadomoina satriko akia
Hamihina anao an-tratrako eto
Hibitsika anao ny tena fitia.

Ry zanadomoina malemy paika
Ny foko mitepo tsy mitsahatra reko...
Ianjeran'ny fitia maahery vaika.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
859 0
Hevitra mandeha
voniala ( 21/09/2007 07:59)
Fahitana namana iray naniry olona,olona tiany ho sakaiza kanefa tsy sahy milaza izay mba hirahiram-pony.Manafina.
karako ( 25/09/2007 10:59)
:-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Sunny
Nampiditra : voniala
Daty : 21/09/2007 07:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151