Namako Ianao (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namako ianao eny namakoKa tsy ho adinoko tsy akory
Mandravak 'lay androm-piainako
Nampifaly ahy raha sendra ory
Namako ianao tsy ho adinoiko
Eny na ireo vitantsiaka hatr'izay
Niara-nifaly, nitoloko
Niara-nisedra izay mahamay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)Nampiditra : Vonjisoa-Andjanirina
Daty : 14/06/2019 12:03