raha misy ny tiko (tiff)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha misy ny tiko

raha misy ny tiko
de ianao ry malala
ze retra niafiko
tsy misy mahalala

raha misy ny mamy
tsy zarazaraina
lay tokana antany
zay tena lalaina

enao re ry tiana
lay tsy foiko ndrindra
fitia mahaliana
tsy ho azoko afindra

raha ho tantaraina
lay fitiavana mamy
dia karakaraina
tsy avela ho lany

raha misy sarobidy
ho fihiniko ato anaty
lay fitiavana voafidy
tehiriziko mandramaty

15/08/08
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1781 0
Hevitra mandeha
maeva74 ( 31/10/2009 13:42)
Fitiavana hany izany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tiff
Nampiditra : tiff
Daty : 14/03/2009 13:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015