You are here: home > Vetso

RY BE GALONA - Toetra RAJA

RY BE GALONA


Ry be
Galona
Madera soa
Mandeha
Mirona
Mankaiza moa ?

Ry be
Galona
Madera koa
Efa hoe
Mifandona
Ny lafy roa !

Ry be
Galona
Madera moa
"Mihetseha"
Fa milona
Ilay ho filoha !


Toetra RAJA
20 septambra 2009
http://www.freewebs.com/toetraraja

Sokajy : Alahelo

Hametraka hevitra

Midira aloha