fisarahana (TSY RENDRIKA Spica)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
iangaviako ianao mba tsy hanontany
fa fantatrao ny antony
fitioa vao nitsiry hamelana sahady
hitsatsaingoka ho vantony?
aleo aho angamba hiala avy hatrny
ilay nofinofinao sao tsy izaho izany
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana - Fitiavana
2180 0
Hevitra mandeha
dadatsima ( 22/02/2012 23:01)
tsara ihany raha fantarina,
ny zavatra ambarany,
fa saho mety mba hanarina
fitia izay efa navariny;
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : spicatantely
Daty : 08/02/2012 08:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136