Raha misy manome (TSY RENDRIKA Spica)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha misy manome
fitiavana ho anao
Aza maika hiteny hoe
Tia anao koa aho
Izay tiana no hajaina
Ka raha misy ankoatra anao
Sakaiza o mba misaina
Sao kilalao ianao ?
--------
Rohy:
Sokajy : Fananarana - Fitiavana
207 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145