TIAVINA (TSY RENDRIKA Spica)

Nantsain'i antsahoneywinner
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiavina amin'ny fo na mety tsy ho anjara
Sitrany voarakitra anatin'ny tantaran'
ny niaradalana aminy,
Notiaviny sy maminy ...

Fa manko ny miaraka tsy voatery haharitra
Ka raha mba misy monja fotoana mahafinaritra
Hiarahamankafÿ dia...
Hifaliana akia...

Ny ampitso akamantatra fa iaino aloha ny anio
Raha misy manakiana dia izao no tadidio
Fa na tsy ny anareo ary ny tokantrano hidirany dia...
Atao fiononana ny efa teo anilany...


15 août 2021
--------
Rohy:
201 1
Mpakafy: hery
Hevitra mandeha
hery ( 30/12/2023 08:21)
Tsaaaara be
Sady merci niantsa an'ilay izy.
antsahoneywinner ( 07/01/2024 22:14)
Misaotra hatrany mamaky e! Dia misaotra ihany koa mitantana ny sehetra toy itony ahafahana mifampizara!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : antsahoneywinner
Daty : 26/12/2023 23:36
Antsantononkalo
Nantsain'i antsahoneywinner
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142