hafatra (TSY RENDRIKA Spica)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lazao azy hoe ianao tsy tiany intsony
ny anaranao koa hoe efa novonoiny
efa nahita olonkafa izy hono hoe
raha mbola manontany izy izy etsy kely ange!
aza atao fatany ny fahorian'ny foko
ary ambarao aminy hoe efa niova loko
tsy te handre intsony hoe ny mombamomba anao
fa efa sambatra izy amin'izao fotoana izao
--------
Rohy:
1949 2
Mpakafy: dadatsima - spicatantely
Hevitra mandeha
gemaS ( 20/02/2012 13:33)
tsara refa mahay manambony moral otrzan!!!!:-)))
Zozoro ( 20/02/2012 22:59)
"Ho any iano kanefa aza ataona fantany izao fahoriko izao...."

Tanala very sampy e!
dadatsima ( 22/02/2012 22:48)
ohatrany mampatsiahy ny poetin'i Rado hoe DIA HIDIO IO VARAVARAVA IO FA HITOMANY AHO
hjravs ( 18/04/2015 07:32)
aleo hantsaina eo alohan'ilay hiran'i Mage 4 "...lazao azy fa efa nionona hono ny fony, tsisy tsaroany na dia ny anaranao..."
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : spicatantely
Daty : 20/02/2012 06:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143