ianao hono ve? (TSY RENDRIKA Spica)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ianao hono ve mba efa nitia kaefa mba tojon'ny ngidin'izany
sa mbola tsy sendra naratra satria tsy raharahianao izy raha mitomany
ianao hono ve mba efa tsy tiana ka efa nahatsapa alahelo tanaty
satrinao ve raha tojo hakiviana izy ka mikasa ny ho faty?
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana - Fitiavana
1354 1
Hevitra mandeha
spicatantely ( 25/05/2012 12:24)
Ndriiiii!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : carinamihary
Daty : 07/02/2012 12:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096