MILA ANAO (TSY RENDRIKA Spica)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toy ny ketsa diva ho maina
Manantena ranon'orana
Antoky ny taona zina
Manina anao ny saina
Te hianoka hasambarana
Eo anilanao ry tiana
--------
Rohy:
Sokajy : embona - Fitiavana
1898 2
Mpakafy: kaïra51 - MAMINTANTELY
Hevitra mandeha
fenohasimpitia ( 25/10/2016 07:25)
Kely fa mafona a!
fenohasimpitia ( 25/10/2016 07:27)
mafonja io f azfd!!!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121