santapitia (TSY RENDRIKA Spica)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
vao niatomboka dia sendra ngidy
vao nitia dia efa hoe tsy safidy
vao namindra dia lavo avy hatrany
vao nitsiky dia tojo tomany
vao sambany raha tsy fantatrao
no nitempon'ny foko toy izao
saingy tsy hiantso tody satria
mbola vao santapitia
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1473 1
Mpakafy: MITIAVA
Hevitra mandeha
ghest1986 ( 10/02/2012 21:07)
tsy rendrika ok tsy aleo ve alefa tsikelikely e?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : spicatantely
Daty : 06/02/2012 08:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143