You are here: home > Vetso

INDRY - VOLAFIHA

Azo vakiana?

Tiako
Tsy ariko
Fa niriko.

Mamiko
Sy laniko
Akaniko.

Sambatra
Mitambatra
Tsy miambatra.

Tia
Irery an’dry
Doria doria.

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : VOLAFIHA

Nampiditra : VOLAFIHA.
Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 524
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

RAKI-TSAROBIDY
NIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
RINDRA
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA