You are here: home > Vetso

RINDRA - VOLAFIHA

Azo vakiana?

Rakofy hafanana
Ilay foko mankafy
Ny fitiavanao iray.
Dia hianoka hazavana
Reharehanao fa tia
Anao mandrakizay!!!

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : VOLAFIHA

Nampiditra : VOLAFIHA.
Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 978
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

RAKI-TSAROBIDY
NIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA
EKEO