IZAHO NO IZAO - VOLAFIHA
Azo vakiana?
Tamin’ny androm-pahazazako
Hatramin’izay no nahatsapako
F’izaho no ary sy afa-miaina
D’ianao no nanisy fofon’aina
Amin’ity hatanorako
Mainka tena hahatsapako
F’izaho no mbola tafajoro
D’ Ianao no tsy namela hikoro
Dia amin’ny androm-pahanterako
Ny aorian’izay tsy ferako
Ianao no mbola antenaiko
Ianao Jesosy tompon’ny aiko.
Sokajy :
Vavaka
Mombamomba
Mpanoratra : VOLAFIHA
Nampiditra : VOLAFIHA.Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 712
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
RAKI-TSAROBIDYNIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
RINDRA
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA