You are here: home > Vetso

NY ANAO SY NY AHY - VOLAFIHA

Azo vakiana?

zay tianao no tiako
Ny irinao no iriko.
Izay maminao no mamiko,
Ny akaninao no ho  akaniko.

Izay fiainanao no ho fiainako
Ny Ny Ainanao no Ny Ainako
Izay andrasanao no andrasako;
Ny fasanao no ho fasako.

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : VOLAFIHA

Nampiditra : VOLAFIHA.
Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 828
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

RAKI-TSAROBIDY
NIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
RINDRA
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA