You are here: home > Vetso

TSY MISY FATRANY - VOLAFIHA

Azo vakiana?

Noheveriko ho efa maty
Sy voalevona ato anaty
Ilay fitiavana mahantrako.

Ka ho potika sy rotika
Ny tsiry nitahiry
Ny ainy tato an-tratrako.

Hay tsy levona fa torana
Ilay sisa nanamborana.
Eny sitrana ny ratrany
Fa ny fitia tsy misy fatrany.

Sokajy : fanantenana

Mombamomba

Mpanoratra : VOLAFIHA

Nampiditra : VOLAFIHA.
Daty : 10/11/2015
Mpamangy : 708
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

RAKI-TSAROBIDY
NIERINA NY TAONA
TENY IRAY
VAVAKO ANDROANY
RINDRA
MATOKIA
ISAKY
HOTEZERAKO
ONJAN'NY FO
RANOMASO RITRA