EFITRY NY FOKO (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vlek vonkaz n efitr ny fok
Ahataman anw,rhf ianw mandal
Ovaik tsik2 reo endrik tloko
Hatwk maalian ny hir s n kalo

Iezak ah hanangon zv-tso s mam
Ifampzaran-tsik s arosk h anw
D hu tsapanw f mtomb atran2
Ilay fti ampo "avelak h anw"

Asiak fef maf ts idiran'olkaf
Lay eftra natokak apiantranoan anw
D'ianw2 irer ts mis maafaf
N honin @fok "navelak h anw"

Eo anivon eo ks n arehatro
Lay afon'n fti natokak h anw
Eo lay endrikw,eo enw n atrehak
Sd ilazak f ten tiak enw

Sedraik anat mem n fo itia anw
Sedraik mb h maf ahazak zay mtrang
Mb h ftia mafonj n "avelak h anw"
D n ftia rht av ao ampon'i ANDJA

V. A.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
126 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0165